Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 21h42
 

Répondre à un commentaire

11 mars 2017 à 16:10 | TSIKOZA (#7624)

Mety hilaza indray ny fitondrana fa efa saika voavaha tanteraka ny olan’ny jirama fa iny fandalovan’ny cyclone iny no nanimba azy indray.
Mahagaga ny mpitondra malagasy miaraka amin’i Rajaonarimampianina satria efa tany ampijerevana ireo niharan-doza dia mbola mitokiky mihomehy avy ireo minisitra sy jeneraly. Samy nivanitika e ! De gaga enawo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS