Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 12h39
 

Répondre à un commentaire

13 mars 2017 à 10:10 | Ibalitakely (#9342)

Eny e, ho avy tokoa indray ny 2018 [misy milaza hoe 2019 !!!] dia hamosavio indray ny vahoaka Malagasy dia izay faha-telo ao aminareo [tahaka ny tao Futura Andranomena tamin’ny mai 2013] indray tsy vitan’ny hatolotra ny vahoaka fa dia hiezaka mafy ianareo, na hala-bato na kandidà-mpanjakana tsy maintsy tohanan’n’ mpiasam-panjakana, sns, hahalany azy dia avy eo "ny namana omaly fahavalo ankehitriny ..., dia mody be ranomaso eo dia mody miady ohatra ny foza mifanongotsongo eo nefa ny écharpe orange no nampiana cravate bleu, dia rebelote hoy ny vazaha. Dia mbola sahy hifidifidy fahatany ihany ve ny vahoaka Malagasy, ... asa ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS