Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h13
 

Répondre à un commentaire

16 février 2017 à 09:29 | I MATORIANDRO (#6033)

T@ andro nitondran’i domelina no tena nanmpirongatra ty resaka br ty !

Ny vahaolana de tsotra fotsiny maninona raha dorana daholo sahala @ rongony sy ny toaka gasy saron’ny zandary na polisy reny ireo tahiry reo dia samy miala ???!!!

Raha mbola hita maso eo ireo tahiry reo dia tsy maintsy ho voasarika sy alaim-panahy hangalatra foana ireo olon-tsy vanona efa novolavolain-dry domelina sy ty fitondrana manara-davahana ty !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS