Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

15 février 2017 à 01:44 | cacatoès (#9758)

Dia inona hono no hafaka hataonareo milaza panohitra nefa teo ihany no niala ireo ? Tay handeha hanisa gadradraka sy voalavo eny antanimora anga nareo o !! Zavatra jadona io efa mipetraka io ary tsy hiala eo io na hisy fifidianana aza fa hainy foana no mijanona eo amin’ny fomba maro samy hafa !!
Ny panao polifika gasy refa mahazo an’io fahefana io dia mamikotra ohatran’ny gongona tsy mety miala tsony ratsy dorana ny vodiny !! lol

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS