Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 01h23
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2017 à 14:37 | valoha (#7124)

Mitombona tokoa ny ahiahin’ny mpanoratra ity lahatsoratra @ zao fahatongavan’ny filoha torka sy ny mpiara-dia aminy. Ary tsy izy io irery no manahy fa ny Gasy iray manontolo noho ny zava-misy afitsok’ity fitondrana ity ! Toa fitondrana maika te-hanova raha maro fosiny hentina hampandrosoana antsika rehetra, kanefa tsy misy mangarahara sy fahendrena Malagasy ! Te-hifikitrac mafy eo @ ny fitantanana, angaha, ny hvm !
Ny hetsika rehetra nisy teto ka tsy tanatin’ny Soatoavina Malagasy ny nanatanterahana azy dia toa voahozona jiaby, ary voa-porofo daholo izany. Izao dia efa maro ny fambara mitranga manerana ny Nosy : mihorohoro ny tany, ritre e rano, vaky e fasa etsy sy eroa, may e ala any Asimosimo any, may e rova any Ambohimalaza any, matilava e jiro, ho avy i erdogan hitondra ra mandrika sy korontana ary hampizara an’i Gasikara malala ho silatsilany, ny harena voa-janahary dia efa maka olo maro, e fisaram-bahoake esy sy eroa. miditra ho miasam-panjakana(hvmv) ny fram, ho avy koa ny polisy sy zandary, sns...Ary mba avy aiza, hono, ity vola enti-manana izany rehetrazany e ?! Sy mzava ?!
Mandrovi-tsihy e fitondra, ary ho lasaky mihitsy e tainy raha mitohy kely....!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS