Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 11h16
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2017 à 14:36 | RAMBO (#7290)

Olona efa teo amin’ny fitondrana no mahalala ny zava-miafin’ny diplomasia fa tsy itony mbola mpitady seza Maharavo Tolojanahary itony...
Tamin’ny andron-dRatsiraka aza mibaribary ny politika « tous azimuts » nifandray mivantana tamin’ny URSS sy Chine ary Corée du Nord nefa mbola nahazo vola tamin’ny FMI sy BM ihany...
Misy problema ny « à la une » eto amin’ny Mt.com satria izao « apprentis politichiens » mpitady seza rehetra izao dia mahazo « à la une » eto....rehefa mpanenjika ny fitondrana dia ekena.
Tokony mba ry Ratsiraka, na ry Zafy na ry Ravalo na ry Rajoelina izay efa mahalala tsara ny « contraintes diplomatiques » rehefa eo amin’ny fitondrana no alaina ny heviny momba an’i Turquie sy Chine fa tsy izao olon-tsy fata mpiaviana rehetra izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS