Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 06h23
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2017 à 12:35 | TSIKOZA (#7624)

Ka efa mpitondra mirediredy anie io e ! Tsy mahafantatra intsony ireo izay tokony hataony namana mahafatoky fa dia izay manao lela mamy eo dia ekeny. Raha ny fijeriko azy dia toa fitondrana mpivaro-tena ilay izy ka izay mikotikoty sy milaza manambola de petahany.
Misy moa ny oha-pitenenana manao hoe : « qui ressemble s’assemble » Mazava hoa azy izany fa tahatahaka ny fitondrana Turc izany no tian’i Rajao hatao eto . Hita mibaribary hatramin’ny nitondrany fa tsy mba maka hevitrin’ny malagasy izay natao fitaovana hifidy fotsiny nefa tsy nohajaina ny safidiny, izy sy ireo izay mpomba azy. Tsy mahagaga satria 85% ny malagasy no efa tsy mankasitraka azy, fa ny tafika izay voavidiny ihany no mbola miaro azy ary hita taratra izany amin’ny tsy fahafehezana ny fandriam-pahalemana eto amintsika. Raha ny malagasy no miara-mikorontana dia vita eo ny momba azy, ka handefa hélicopter iray na roa angamba i Erdogan Tayep haka azy sy ny ankohonany eto.
Mikasika ny lanonana tany Iavoloha ; tsapako fa ny ankamaroan’ireo olo manan-kaja namonjy iny lanonana iny dia mpanompo an’i satana daholo eny fa na dia ireny mpikambana ao anatin’ny FFKM ireny dia hita fa nanaiky nanitsaka io « tapis rouge » io. Loko mena dia midika ka lian-drà, ady, ary lokon’ny afo miredareda any an’afobe izay itoeran’i satana.
Olona iray ihany niaraka tamin’ny vadiny no mba hitako niaro tena ka tsy tafiditra tao anatin’ireo olona lazaiko ireo dia ny Pasitera Mailhol izany. Mety hilaza ianao hoe , voninahitra ny manitsaka io « tapis rouge » io ; samy manana ny filazany fa ny zavatra hitako dia « signe » kely fotsiny no ataontsika olom-belona dia efa misy lisitra lavabe feno ireo rehetra manaiky an’i LOSIFERA . Efa pacte vita izany io ry nama. Tsy maintsy mpangalatra, mpamono olona, izay vao tafiditra ao. Tao i Deba, tao i Ratsirahonana Norbert, tao I Rakotoarisoa Eric(Président HCC) sy ireo filohan’ny andrim-panjakana rehetra etc........ FENO NY LISITRA KA !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS