Fikambanana « Tambatra »
Hanao fivoriambe
jeudi 10 mai 2007 |
| 176 visites
Hanao fivoriambe eto Antananarivo amin’ny sabotsy ho avy izao ny fikambanana « Tambatra » manerana ny Nosy. Fivoriambe voalohany ity hatao ity taorian’ny fifidianana filohan’ny Repoblika tamin’ny faran’ny taona 2006 iny. Misy ifandraisany amin’ny fanapahan-kevitry ny governemanta farany teo nandritra ny filan-keviny amin’ny fanambazana volabe Ariary 100 tapitrisa amin’ireo izay ahazoana vaovao ahafahana misambotra an’Atoa Pety Rakotoniaina izay filohan’ity fikambanana ity sy mpanorina ihany koa no (...)