Fanafihan-jiolahy tany Ampanefena
Najifan’ny jiolahy ny lelavola 13 tapitrisa
jeudi 27 mars 2008 |
| 348 visites
Maizin-kitroka ny tanànan’Ampanefena, ao anatin’ny distrikan’i Vohémar. Vokatr’izany dia mahazo vahana ny vaky trano. Saiky isan’andro no maharay fitarainana ny mpitandro filaminana any an-toerana. Tamin’ny faramparan’ny herinandro lasa teo dia mpanangona lavanila iray no nisy nanafika tao amin’ny tanànan’i Tanamandrivo. Tsy naheno na inona na inona ireo tompon-trano raha tsy efa nivoaka ny trano ireo jiolahy.
Araka ny vaovao azonay avy an-toerana, dia toa hoe nanao fanafody nampatory ireo mpangalatra (...)