Andranomanelatra
Voarohirohy ny zanaka mpitondra fivavahana
vendredi 28 mars 2008 |
| 760 visites
Ny 12 Martsa lasa teo dia nisy vaky trano tao Andranomanelatra ary trano mifanakaiky no lasibatry ny mpanao ratsy. Entana lafo vidy sy fitaovana elektrika, finday ary lelavola 3 500 000 Ar no lasan’ireo jiolahy. Rehefa tonga teny anivon’ny zandarimariam-pirenena ny tatitra dia nanomboka ny fanadihadihana ka niafara tamin’ny nahatratrarana ireo mpamaky trano efa-dahy, mpandray ny halatra mirahavavy ary mpampiantrano iray. tovolahy vao erotrerony 17 taona no lehiben’ny mpangalatra ary fantatra (...)