Entana vita gasy
Vidiana lafo ny marika vahiny
jeudi 24 avril 2008 |
| 681 visites
Valalan'amboa ka isika tompony indray no tsy tia. Hita taratra io amin'ny fiainan'ny mponina andavan'andro. Toa mahamenatra mihitsy ny mitondra ny zava-bita Malagasy. Maro ny orinasantsika eto an-toerana izay mamokatra entana maro. Ao ny lamba, savony, akanjo fitaovana maro mampiodina fiara. Tsy diso anjara amin'izany ny kolontsaina Malagasy sy ny asa-tànana.
• Marika vahiny
Raha idirana ny eo amin'ny lafiny fitafiana, dia saika mameno faritra maro ny orinasa afaka haba. Pataloha sy ny akanjo (...)