Tolon’ny mpiasa
Tsy mahita toerana hikabariana
vendredi 25 avril 2008 |
| 333 visites
« Tsy kivy fa ny tolona tsy maintsy vita ». Io no nambaran’ny fikambanan’ny mpiasa mivondrona anaty sendika momba ny daty malaza ny voalohan’ny volana mey izao.
Tsy nomena ny mpiasa ny kianja mitafon’i Mahamasina. Ny antony tsy fantatra. Nangataka ny kianja eny Alarobia indray ary mbola tsy nomena io toerana io ihany. Ny tranom-pokonolona Isotry, Malacam Antanimena, ny tetsy amin’ny Esca, dia saika nolavina avokoa.
Nambaran’ingahy Rabemananjara Paul, sekretera jeneraly ao amin’ny Fisemare, fa « aza (...)