« Agents déflatés » BFV sy BTM
Ny fitsarana no handravona ny olana
mercredi 16 avril 2008 |
| 394 visites
Nanjaka tanteraka ny zara vilana teo amin’ny fizarana ny vola. Tsy voahaja ny fifanarahana hatrany amboalohany. Io no alahelon’ireo mpiasa nisitaka antsitra-po tao amin’ny banky BFV sy BTM .
Vola mitentina Ar 20 tapitrisa no nifanarahana omena ireo mpiasa, saingy niova ho Ar 10 tapitrisa indray io tato afara. Mpiasa mahatratra 1 179 no omena io vola io, saingy ny 376 ihany no nandray ara-dalàna ny volany. Ny ambiny kosa dia ampaham-bola Ar 5 tapitrisa no mba azony, dia hatramin’izao tsy nisy (...)