La sortie de la promotion « Fanasina » de l’ENAM ouvre les cérémonies du 50ème anniversaire de cette école qui forme des administrateurs civils, administrateurs des services financiers, agents diplomatiques et consulaires, inspecteurs des impôts, inspecteurs de travail et inspecteurs des douanes et de la propriété foncière.
157 élèves ont été diplômés, tandis ce que 201 nouveaux élèves pour la 22ème promotion pour les années 2010 à 2012 ont été présentés.
Vos commentaires
12 mars 2010 à 09:19 | Mandimbisoa (#2104)
Dia mankahery anareo « promotion FANASINA »,fantatrareo ny adidy sy andraikitra miandry anareo eto amin’ny firenena,
Ny anatra omena anareo angamba dia hoe:MANàNA HAZON-DAMOSINA,AZA METY HO JAMBAN’ny DERA SY NY VOLA fa hitanareo ankehitriny ny manjo antsika !
MAHEREZA !
12 mars 2010 à 12:37 | RAVELO (#802)
Miarahaba manokana anareo,mahaleova ,mahalasana,ho reharehan’ny firenena fa tsy ho tahak’izao itan-tsika ankehitriny izao.
Ny somary mananfitohina ahy kely dia ireto tsy valahary,tsy nisahana akory kanefa dia milikiliky ohatry ny adala,mi-geste mba ho ita hoe nanao zavatra,kanefa zavatra inona hono ? nampiseho teo imason’izao tontolo izao ny zavatra izay farany tsy azo atao eo amin’ny tany misy lalàna. Hanatra hoan-tsika Malagasy rehetra io ary aza adino na oviana na oviana hianareo no eo amin’ny toerana misy anareo.