Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 17h30
 

Politique

Parlement

Plusieurs sessions extraordinaires programmées

vendredi 23 février 2018 | Ny Aina Rahaga

Avec les quinze projets de lois au programme de la session extraordinaire convoquée par le Conseil des ministres avant-hier, il apparait clairement qu’une seule session extraordinaire ne suffira pas pour l’adoption de tous ces projets de lois. Il serait donc question pour l’Exécutif de convoquer session extraordinaire sur session jusqu’à ce que les 15 projets de lois soient adoptés.

Trois sessions extraordinaires au minimum seront convoquées selon une source auprès de l’Assemblée Nationale. Auparavant, la Constitution malgache limitait à deux le nombre de session extraordinaire autorisée entre deux sessions ordinaires. La constitution de la quatrième république pour sa part ne pose pas de condition par rapport à cette fréquence. Toutefois, l’on sait que ces sessions extraordinaires coûtent chers à l’Etat. D’autre part, le caractère urgent des lois à voter durant les sessions extraordinaires est aussi sujet à interrogation. Mis à part les trois lois organiques censés régir les élections, les projets de loi les plus attendus durant cette session se portent sur la lutte contre le blanchiment de capitaux et le financement du terrorisme, le projet de loi sur le recouvrement des avoirs illicites, le projet de loi relatif à la réglementation des activités statistiques. Ces projets de loi doivent être déposés au bureau de l’Assemblée Nationale avant la fin de ce week-end afin que les parlementaires puissent s’y atteler dès ce lundi.

3 commentaires

Vos commentaires

  • 23 février 2018 à 10:38 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Assalaamo alaikoum

    La session extraordinaire est convoquée pour les cas extrêmement urgents donc les autres peuvent attendre la prochaine session ordinaire. L’ordre du jour y afférent doit être programmé et finalisé dès maintenant afin d’éviter le pilotage à vue voire une gouvernance basée sur le 1pas en avant 2pas en arrière et la précipitation.

  • 23 février 2018 à 11:32 | Vohitra (#7654)

    Miarahaba Tompoko,

    Tolo-dalàna 15 no atolotra hodinihin’ireto antsoina hoe solombavambahoaka Malagasy ao anatin’ny fivoriambe tsy ara-potoana, tolo-dalàna izay hiankinan’ny fivoaran’ny fiainam-pirenena raha tsy hiresaka afatsy ireo mikasika ny lalàna hifehy ny fifidianana sy ny ady amin’ny kolikoly.

    Vola amin-tapitrisa ariary indray no tsy maintsy ho fongana hanefana ny tambinkarama isankarazany omena ireto solombava maha-kizofara ny valalabemandry ireto.

    Vao tsy ela no nandripaka volampanjakana rizareo nifampitaona nanao tsinkonina teny Mantasoa, izao indray dia anjaran’iretsy andian’olona antsoina hivangongo etsy Tsimbazaza indray no handrotika ny tahiry kely voatsirambin’ny vahoaka Malagasy.

    Mba hahafahana mampihena ny fandaniana ary, maninona moa raha mba asiana fepetra ankamehana mba hitsinjovana ny tahiry, ny vola entina hanaovana fifidianana aza mbola tsy voavory sy tomombana akory, noho izany dia ilaina sy ara-drariny raha mitsitsy aloha amin’ny fandaniana atao. Azo heverina ve ny sosokevitra toy ny hoe :

    - sakafo Malagasy tsotra, madio sy ara-pahasalamana aroson’ny hotely Gasy no atolotra azy ireo intelo isanandro, sakafo sahaza ny telo arivo ariary isaky ny misakafo toy ny iainan’ireo valala tsy mandady harona, tsy omena lelavola intsony izy ireo
    - asiana tranolay ao amin’ny lapa ao dia mba ao izy ireo no mandry ny alina, atokana ny lahy sy vavy, dia mba samy mitondra ny lamba firakotra sahaza azy avy

    Raha mba izany tokoa moa no mitranga, angamba avy hatrany dia latsabato fitsipaham-pitokisana ny governemanta no ataon’izy ireo fa tsy handany andro amin’izay tolo-dalàna any izy ireo.

    Vazivazy no resaka atao fa nofy ihany izany, izy ireo izao dia miandrandra kitapo latsaka daholo hanonerana ny vola lany rehetra tamin’ny fety faran’ny taona sy hitsinjovana ny fampelezankevitra miandry azy ireo.

    Fehiny, lafovidy sy mahaosa ny tany mahantra ny demokrasia fisoloantena, aleo mihintsy avy hatrany dia demokrasia mivantana any ampotony.

    Mankasitraka Tompoko

  • 23 février 2018 à 22:37 | zanadralambo (#7305)

    Vola ariana, ry Vohitra, an ! Sakafo telo arivo isakin’ny mihinana izany aza mbola be loatra amiko. Raha izaho manokana, vary be menaka sy taovan-kena no omeko ireo. Jiolahimboto sy jiolahimbavy iray trano, na ny mijery an’ireto izy aza maharikoriko. Ny mponina any amin’ny faritra niaviany maty mosary, ireto tsy mendrika mipetraka amin’na hotely 5 kintana, mihinana misesika hatramin’ny tendakeliny. Mitombo avo roa, telo eny ny hatoky ry zareo, enim-bolana monja tao aorian’ny niakarana teo amin’ny toerany. Karamaina haninona, hisehoseho ? Hanoaka ery amin’ny latabatrin’ny Antenimiera ve no tanjona, hano.lana, haka an-kery, hanao ny danin’ny kibony no tarigetra. Izany no lova napetrak’ireo nilaza nitarika tolona t@ 1972. Izany no lahatra nohamasinin’ireto mpitondra fivavahana, mpiray tsikombakomba amin’ny mpa.mo.savy ny firenena, sy ny Andriamaniny.
    Solobavambahoaka a, solobavambahoaka. Olona ven.drana, tsy nahita fianarana ny anao. Tahaka ireo tsy mahalala menatra, mpanohana an-drizareo , mpieboebo eto amin’ity serasera ity. Tany Aix hono ny sasany no nianatra, ny mamelabelatra ny heviny aza tsy hainy akory. Ilay vavy mpidedaka ho manana orinasa manara-penitra, mirediredy tahaka ny amboa tapa-tady no lahasany. Ilay islamista, ny manao « copier-coller » ny bokin’ny mpamono olona no andaniany andro.

    Menatra aho, ry namana isany, mijery ireto « dépités » , karamaina an’hetsiny, tahaka ireo jeneraly be kibo, hijery florà.Toa tsy mahay mamaky teny na manoratra akory ny ankamaroan’ireto baba.koto, mpandany lalàna hono. Mandany inona akory, tsangantanan’ny jamba no atao, dia lany daholo izay tolokevitra aroson’ny jiolahy eo amin’ny fitondrana. Ramatoa Voahangy (teraka « X », hoy Ramambazafy izay) mandeha miantsena any Parisy, ingahy milaza azy ho kaomtably lany andro mitady paika hanakanana ny jiolahy hafa tsy haka ny toerany. Inona no raharaham-pirenena ho vanona raha resak’ hehy foana tahaka izany no haroso antsika valala be mandry ?
    Tofoka tanteraka aho, very finoana. Tsy Malagasy mihitsy, namana Vohitra, no afaka hanarina ity firenena ity, izay mitsangana eo dia toa lainga sy ronono an-tavy fotsiny no hainy haroso.
    Mankasitraka, Vohitra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS