Les élèves du Lycée technique professionnel (LTP) d’Alarobia sont descendus dans la rue pour demander la reprise des cours. Ils se sont rapprochés d’Anosy, lieu de réunion des enseignants grévistes du SEMPAMA.
Manif anti-grève et grève
jeudi 3 mai 2012 | 2556 visites |
1 commentaire
Vos commentaires
3 mai 2012 à 20:12 | Rasamy (#1319)
Tsy avotra intsony i TGV fa efa lo lo lo
Grevy atsy grevy eroa
Zao ve ny zavatra efa miseho dia mbola woe mety ny atao.Tsara mihitsy fa efa manomboka tonga saina aminizay ny valala be mandry ary efa manomboka mifoha.Taiza ny mbola nisy haotrizao hatraminizay raha tsy taminy androny jiolahimboto kely mpamono olona mpandainga, mpangalatra ny volony fotsiny no tsara hongo feno gel fa raha ny zavatra ataony dia tsy misy mandeha aminizay laoniny.NY mainty lazaina fotsy.Zay ange no lazaiko woe fa dia misy inona loatra ny ao anatinio lohanio boaykely io, sa efa hiandry aminy tena farany mihitsy vao hitsaoka.