Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 9 mai 2024
Antananarivo | 09h50
 

Malagasy

Tsiroanomandidy

Loholona handravona fa tsy handrangitra

vendredi 11 avril 2008 |  357 visites  | Naivo kely

Nahay nisafidy kandida ny TIM. Ekenay avy aty amin’ny tsy miankina ny fametrahana an’ingahy Roland Ravatomanga ho kandidan’ny TIM aty amin’ny faritry Bongolava. Lehilahy heverina fa ahay handravona ny disadisa niseho taty amin’ity faritra ity io, hoy ny depiote Haja voafidy tamin’ny anaran’ny ANAWI. Niaiky ity depiote ity fa mangatsiaka ny fifandraisan’ny tsy miankina amin’ny TIM any an-toerana, nefa rehefa hita fa olona afaka hiarahana miasa dia tohanana.

Fiarahana midiniky ny mpirahalahy no nahitana ny mety ho taratry ny fifandraisana eo amin’ireo samy olom-boafidy, ary io kandida tokana any an-toerana ity lehilahy ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS