Le rassemblement de la mouvance Madagascar de ce mardi 19 janvier 2010 sur la Place de la Réconciliation n’a pas réuni grand monde. Et pour cause, les forces de l’ordre ont occupé les espaces bien avant que les partisans de la mouvance ne s’installent. Malgré cela et sous la pression des forces de l’ordre qui les ont dispersés petit à petit, un semblant de rassemblement a pu se tenir du côté de Mahamasina où un orateur a harangué quelques manifestants à l’aide d’un mégaphone. Cependant, les leaders habituels étaient absents.
Dans l’après-midi, quelques groupuscules de jeunes gens ont continué comme la veille à s’en prendre aux véhicules et aux infrastructures de la ville. Jets de pierres et autres ont perturbé le quartier et la circulation des véhicules. Les forces de l’ordre, avec en leur sein des éléments cagoulés, ont lancé deux grenades lacrymogènes et arrêté trois personnes.
Vos commentaires
20 janvier 2010 à 09:13 | NOFY (#2225)
Mampanontany tena hoe rahoviana vao hiverina indray ny fahafahana ? Ra notanterahana tokoa mantsy lay hoe « sambory tgv » tamin ny fotoanandrony ka tsy navela naneho hevitra teny amin ny kianjan Ambohijatovo izy...Nefa dia milaza ho miady ho an ny democratie sy ny fahalalahana ?????????
20 janvier 2010 à 10:57 | Imaitso (#773) répond à NOFY
FA NY DIKAN’NY FAHAFAHANA MANEHO HEVITRA TSY HOE SIMBANA NY TANANA NA AKORONTANA, NA HELINGELENINA NY HAFA.
AZA AFANGARO
20 janvier 2010 à 11:05 | Gasy (#3729) répond à NOFY
Fitiavan-tanindrazana ve ny fanimbana ny fananam-bahoaka sy ny fanakorontanana ny filaminam-bahoaka.
Sao ianao mihevitra fa reo saragan’olona manaraka ny 3 mouvance na ny mpakantoa ny HAT ihany no atao hoe vahoaka. Ny tena vahoaka dia ireo olona tsy manaiky ataon’ireo antoko politika ireo fitaovana entina iadina seza. Mangina izy satria efa leo ny sotasotan’ireo tia seza sy ireo tsy manan-tsaina hafa-tsy ny hangoro-karena, dia aleony manaja tena.
Amiko rariny ny miaramila ra manao toy ireny.
Mila hahintsy ny olona diso lalàna ary tsy ny fanakorontanana akory no midika fa tia tanindrazana ianao na no entinao hanehona fa mihaina ao anaty fahalalahana ianao.
AZA DIA MANAIKY ATAO MARIONNETTE FA MANAJA TENA E.
20 janvier 2010 à 11:07 | Gasy (#3729) répond à Imaitso
FA NY DIKAN’NY FAHAFAHANA MANEHO HEVITRA TSY HOE SIMBANA NY TANANA NA AKORONTANA, NA HELINGELENINA NY HAFA. AZA AFANGARO
ZANY NO ATAO HOE OLONA MISAINA, TOHANAKO NY HEVITRAO.
MISAOTRA, MISAOTRA
20 janvier 2010 à 11:19 | Mandimbisoa (#2104) répond à Imaitso
Tsy azoko ny tianao lazaina ,ireo Malagasy momban’ny 3 mouvances ve no manakorotana sy manelingelina ?manakorotana an’iza ary manelingelina an’iza moa izy ireo ?
Firy volana izay no nisian’ny sitting teny amin’ny Magro ?ny toerana fotsiny no niova fa ny fisainana tsy niova tompoko o !raha nisy ny débordements,dia olona ivelan’ny tolona no manao izany,misy mantsy ireo tia manome soketa ary misy ireo voavidy hanakorotana...Fa amiko tsy izay hitaky ny ara-dalàna no nanapotika na nandoro na namaky na manapotika... na hanapotika...
20 janvier 2010 à 11:49 | Rasoa (#1122) répond à Gasy
Mba azonao lazaina ve hoe :
IZANO NANAPOTIKA - NANDORO ARY NANDROBA TETO ?
Valiny = TGV
Koa raha maharaka vaovao ianao dia ireo miaramila ireo no lasa JIOLAHY - Manendaka - Nangalatra hatrany amin’ny Hotel Colbert etsetra...
Fa ny fananana potika sy vola very EO IHANY fa ny mampalaheno dia ny FISAINANA KOA POTIKA TOY NY FISAINANAO ka ianao no manajà tena dia aza sokana ny vavanao rehefa izay no mety aminao - ALEONAO MIVONTO FO EO !!
20 janvier 2010 à 11:52 | Rasoa (#1122) répond à Imaitso
RAHA TIANAO NY TSY VOAHENLINGELINA DIA AZA KORONTANINA IREO MANEHO HEVITRA.
20 janvier 2010 à 11:54 | Zama (#3497) répond à Imaitso
O RAGASY AN !! NY 7 FEVRIER ANIE KA ASANY TGV ?????
20 janvier 2010 à 11:58 | Gasy (#3729) répond à Mandimbisoa
Raha mamaky tsara enao d ho itanao fa tsy nis resaka oe avy @ 3 mouvance ny mpanakorontana.
Aza d mora miaka_pofona @ zvtr tsy mis dikany.
20 janvier 2010 à 11:59 | RAVELO (#802) répond à Gasy
Ianao io mihintsy ry gasy no marionnete-n’i LEVENDRANA,tsy ny tahaka anao izao mihintsy no atao hoe tia tanindrazana,miala tsiny betsaka aminao aho raha nandiso fananatenana anao !!!! samy ahita ny fiafarany isika ka mazotoa manohana hatrany ny FAT-NAREO,fa ny anay miala eo fotsiny izy no fantatray ;
Tamin’ny nanimbanareo ny usines tiko rehetra tsy nisy niteny hoe aza manimba sy manakorotana fa noy injay maneho hevitra fotsiny dia fafazanba baomba lacrimogene !!!!!!! tena tia tanindrazana kosa ianareo kà !!!!!!!!!!!!!
20 janvier 2010 à 12:02 | Gasy (#3729) répond à RAVELO
NAREO MANAIKY REBIREBEN’REO MPANAO POLITIKA IREO MIHINTSY NO TENA MARIONNETTE NA AKOLAFY 3 MOUVANCES NA ANKOLAFY FAT NA HAT NA TGV. MBA MISAINA.NAREO NO MANAIKY ALEFAN6DREO ETSY D MANDE EROA D MANDE.
NA MATY T@ 7 FEVRIER NA MATY NA NARATRA TENY ANOSY ADALANA DHL NY AN’RENY
20 janvier 2010 à 12:43 | Mandimbisoa (#2104) répond à Gasy
Tsy misy miaka-pofona eto ry Gasy a !
Fanotaniana no hapetrako an’imaitso ,inona no tiany ho lazaina ?Ianao no misandaotra ?
20 janvier 2010 à 12:48 | Mandimbisoa (#2104) répond à Mandimbisoa
ary inona ary no andravana amin’ny fampitahorana ny fitokonan’ny olona ?
20 janvier 2010 à 15:06 | Rabery (#3463) répond à Imaitso
Manameloka herisetra aho ry Imaitso nefa koa manameloka izay mahatonga ny fanafintohinana : « Loza ho an’ireny » hoy ny Soratra masina.
Dia izao no tiako handramanao. Mitaiza zaza ianao dia izay tianao ihany no terenao ataony, mba manana ny heviny kely izy nefa tsy avelanao miteny, misy mikapoka, misy sahy ny maniboka anaty efitra, misy ny sahy mandaka fa nanao karate, misy ny mamatotra, misy manongo mamotsitra, misy mandoro @ labozia, misy mivazavaza manao « tena, tena », misy mihozona hoe « matiko ity androany », misy manonpa @ reniny nefa izy ihany no reniny (efa hitako daholo izany)... Dia hoy ianao angamba hoe ray aman-dreny adala izany
Inona no hiafaran’ireny zaza ireny na izy mpanohitra ray aman-dreny, na miforitra tsy manana hazon-damosina (firy ny gasy mbola matahotra na mena maso raha vao hoe vazaha satria voazanaka..) na izy mandositra (nanao ahoana ilay zaza maty hita teo @ kodiarana fiaramanidina....
Dia ianao no asaiko manohy azy....
20 janvier 2010 à 16:52 | NOFY (#2225) répond à Imaitso
MAMPALAHELO NY TOE TSAINAREO FOZAORANA RETO RY IMAITSO.FA INONA NO NATAONAREO FAHIZAY SA NATAO OTRAN NY RIRININ DASA KA ADINO SAHADY ?MBOLA TSY AMPAFIRY NY NATAONAREO.RA TSY MISY MARAMILA MAMPITAHOTRA NY ANDRAVA NY FANEHOAN KEVITRA KOA ANIE TSY MISY AN IRENY E. AVELAO NY OLONA HANEO HEVITRA AN KALALAHANA OTRANY NATAONAREO TAMIN NY FOTOANANDRONAREO.
20 janvier 2010 à 14:54 | erase (#1435)
Mmampalahelo mihitsy fa fatin’olona tena bonbon voanjo sy mpanimba tanana no betsaka nanao fietsiketsehana omaly ireny . Izao korontana ambony ambany izao no tadiavin-dravalo-ratsiraka-zafy. Faly ery ry zareo. Potehina daholo ny infrastructure ny tanana rehetra. Poteho indray satria ny hetranay vahoaka no nandoavana an’ireny fa tsy ny volan’i dadalosy mpikarama an’ady akory. Toe tsaina mirefarefa amin’ny tany mihitsy no afitsokareo mpanohitra ireo . Ilay hoe ANDRY no Président no tena tsy tantin-dry zalahy ireo mihitsy. Izay vao hitako ny marina. Matesa tany daholo ianareo fa ny fiainann’y malagasy tsy anaovanareo sabotazy isan’andro izao. Tena efa tsy misy fitiavan-tanindrazana fa fitadiavan-tseza no betsaka. Efa nalohan’ny vahoaka sy ny olona rehetra ka mandehana misotro ronono any johannesbourg any amin’i mpitaingina osy ianareo. Hitanay vahoaka foana ny vaha olana eto. Aza manaiky mihitsy ianao ry Andry ary ripaho any daholo ireo olona tsy misy fotony ireo. Démocratie hono , kanefa fanimbana fananan’olona no atao . Ntsss !!!
20 janvier 2010 à 17:16 | Rabery (#3463) répond à erase
Ripaho = aina+fananana = fitiavan-tanidrazana hita nandritra ny taona 2009 hatr@izao (ripaka Magro, Suprême Center, CITIC, SAMCKOVA, ZOOM, COURTS, JUMBO SCORE....), ripaka ny olona notarihina teny Ambohitsotohitra fa mila sorona, ripaka ny olona notarihina hangalatra t@ireny, ripaka ny vary tao @ Port, ripaka... ripaka...... = toe-tsaina araka ny anarany « erase ».
Gasy > Tgv 2009 htr@ izao = tsy manao politika fa manaraka fotsiny ihany izay lazain’i : Ratsyrahonana extra-const, Ndrema mianaka @ fandehan’ilay raharaha, Marson Ev, Ramaroson A barofy, Rambo Daniel, Lahiniriko, Voninahitsa, Andriamiseza traitre fa nila seza sady nanao fatin’alika ny Tale nasionaly Sekoly FJKM teo Analakely, lazaina fa izany WM izany no nandona azy nefa ilay voadona aza tao anatin’ny fiarany no navoaka, ka vokatry ny Tribonaly, Lamandy 200 000 Ar sy sazy mihantona 6 volana dia ampy = tsy manao politika politisianina fa politika « kalak » an-dry Ct Charles&Lylson&Cl Ndrianarijaona. Mampalahelo nefa tsy hanao aho hoe « Ripaho » fa Andriamanitra anie hamela heloka
22 janvier 2010 à 23:55 | Zozohery (#2657) répond à Rabery
Marina ny anao Rabery a ary miombo-kevitra amianao aho.Sao hadinonareo ary fa efa hatramin’ny andron’ny Filoha hajaina Dédé Ratsy>+ Fandoroana orin'asa sy tranom-barotra sy fitofirana olona amin'ny "Balle réelle") FANANAM-PIRENENA SY AINA MALAGASY DAHOLO IRENY aiza ho aiza amin'izany ny atao hoe fitiava-tanindrazana (ny 1947 dia vahiny no namono sy nanapotika / Malagasy no nitolona) fa amin'izao FANANANA AN'NY MALAGASY - AINA MALAGASY / MPANAPOTIKA MALAGASY - MPAMONO MALAGASY tsy tolona ireny rehetra ireny fa fitiavan-tena sy famitahana ny mpiray tanindrazana aminy " indrindra moa fa ny ankahabezan'ny be vava sy miseho azy ho tia tanindrazana ka mitsangana ho mpitarika sy mpitondra dia efa nanary ny tena maha-MALAGASY azy ka misolelaka lasa vahiny an-taratasy dia mirehareha hoe "citoyen" dia fitahina sy hitsakitsahina amin'izay ny maha-MALAGASY. Ny sasany aza moa mampalahelo fa na dia lehilahy loham-pianakaviana izao aza ka manambady vahiny (vavy) dia tsy manana fahefana akory hanery hampiteny MALAGASY ny vadiny fa dia ny tenim-pirenen-dramatoa no ambony (nefa anie dia mpitondra fanjakana MALAGASY sy miseho ho mpitolona sy mitady fahafahana e) tsy menatra dia milaza ho tia tanindrazana (MPAMITA-BAHOAKA) dia toy izany ireo mpitondra nifandimby hatramin'izao (AIZA RAY OLONA NY TENA MALAGASY HITONDRA ITY TANINDRAZAN-TSIKA ITY A?) izay no andrasako fa ireo rehetra ireo sarin-tsarin'ny TIA TANINDRAZANA MPAMITA-BAHOAKA - SARIBAKOLY - MPIVAROTRA TANINDRAZANA - RAY AMAN-DRENI'NY KOLIKOLY SY FIVIDIANA HERIN-PAMORETANA SNS E!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! p>
Samia ho ela velona e hahita ny tohiny eto isika.
HO ANAREO MPANOHANA BE FAHATANY
IZAY TONGA BABANY AVOKOA
NEFA HAY BABAKOTO (azafady Koto a tsy baban'Ikoto akory e) fa BABAKOTO tarana-DraJako (DJ)
EFA TSY TARA 100 TAONA TOY NY FITENENANA INTSONY MADAGASIKARA FA EFA 200 TAONA INDRAY MANDRAPAHATONGA AN'IZAY TENA TIA TANINDRAZANA MARINA
(INDRISY G/LY RATSIMANDRAVA Ô IANAO NO NANTENAINA KANJO INDRISY "NY BALAN-DRATSY>+