Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 9 mai 2024
Antananarivo | 00h56
 

Environnement

Environnement

Aire Protégée : le Premier ministre responsabilise la région Menabe

samedi 25 septembre 2021 |  1613 visites  | Mandimbisoa R.

Le Premier ministre, Christian Ntsay, a particulièrement chargé la région de Menabe et les autorités locales, lors de son déplacement à Morondava. « L’insécurité et la destruction de Menabe Antimena, mais surtout la protection et la préservation de l’aire protégée de Menabe Antimena, n’est pas seulement la responsabilité du ministère de l’Environnement et du Développement durable », a-t-il insisté.

« Toutes les autorités régionales et locales sont concernées donc devraient avancer des solutions pour sa restauration, y compris la migration dans l’aire protégée », a indiqué le Premier ministre. « Les citoyens ont le droit de circuler librement sur tout le territoire national, toutefois, la région dispose de l’autorité nécessaire pour leur octroyer des terres à cultiver afin que leurs activités soient aussi rentables pour l’économie régionale et non détruire les biens communs nationaux », explique-t-il.

Le chef du gouvernement n’était pas également tendre envers les gestionnaires de l’aire protégée qui « doivent également prendre leur responsabilité au lieu de pointer du doigt le gouvernement car il y a un financement destiné à la conservation de cette aire protégée ». Idem pour « les sociétés qui prennent les produits agricoles issus de Menabe Antimena sont tout aussi responsables ».

Un appel général a alors été lancé pour que l’ensemble des acteurs locaux et régionaux se mobilise pour la restauration de l’aire protégée.

3 commentaires

Vos commentaires

  • 25 septembre 2021 à 11:43 | Shalom (#2831)

    Mba te-hiseo hoe mandray fitenenana fotsiny ny an’ity bandy ity.
    Mba hitany ve ny fandaharan’i TV5Monde androany nampisehony kere any amin’ny faritra Androy sy ny finanana raketa sy fisotroan-dranom-potaka ?

  • 25 septembre 2021 à 11:49 | Vohitra (#7654)

    Aleo ny kilalaonteny fanaon’ny Razana fahizany no hirosoana amin’ny lahankevitra…

    « Aza miakatra ho rahona ka mielin-ko zavona… », raha atao dikanteny faran’ny tsy hay dia milaza hoe « Ne montez pas comme un nuage pour vous dissiper en brouillard… »

    Toy izao ihany ny fihetsika nasehonao tany atsimo tamin’ny taona 2019 rehefa niroborobo ny asan-dahalo ka nidina nanao fitsidihina tany antoerana ianao…ny mpiasampanjakana sy ny olomboatendry no nomenao tsiny mavesatra sy notondroinao fa tsy misy fandraisana andraikitra mihintsy…

    Fa ny zavamisy dia izao : « Ambolo bitaka, ambolo matavy : zava-tsy hay tsy ibitabitahana… », hoy ny teny faran’ny tsy hay « une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse : il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu’on ne sait pas… »

    Rehefa nitohy ny haintany tany Atsimo ny taona 2019, ary efa nanao fampitandremana ny amin’izay mety hitranga ireo fikambanana tsy miankina sy ireo fiarahamonimpirenena ny amin’ny fisian’ny « mosary » sy ny « tsy fanjariantsakafo mahery vaika » any Atsimo, tsy taitra ary tsy nihontsona ianareo ny taona 2019…ary nanomboka tamin’izany no efa maro sy sesehena ireo mpitsoam-ponenana no niainga niala tany Atsimo ary niazo sy nizotra tamin’ny andiany maro ho any Menabe,, ary vao tonga ny vaninandro fahavaratra, dia nandripaka sy nandoro atiala izy ireo, ary namboly katsaka…

    Alohan’izay, nisy solombavambahoaka iray avy ao Mahabo, isany raindahiny tamin’ny fandripahana atiala tao, rehefa voaheloka tamin’ny fitsarana dia navoaka antsokosoko, nifampitadiavana indray ary afaka niery niafina nandritry ny fotoana lava…

    Iray ihany no tena fototry ny olana goavana mahatonga izao fahavoazana sy fahapotehana sesehena tsy hita noanoa izao dia ny « tsy fisiana sy ny tsy fahampian’ny sakafo hohanina eto amin’ny Firenena… », ary izay ihany !

    Manodinkodina resaka fotsiny no ataonao mba hihazonana fahefana raha ny tena marina no dinihina ankehitriny !

    Forodrafitrasa tsy mamokatra, fotodrafitrasa rendrarendra, fotodrafitrasa mikolo kolikoly, fotodrafitrasa hanaovana angoantenda hanabadoana vahoaka no ataonao sy voizinao…fa tsy ny olana fototra velively no ataonao vaindohandraharaha ny famahana azy haingana !

    Fefika anaty tokimpanompoana ianao, roboka sy revo anaty fitorahana doka sy dera atolotrao ny mpanjaka mpisavika mandray anao ho menamaso mpitondra tena ho fodilahimena mpihinana ny varimbahoaka !

    Ampy izay fa aza fitahana foana amin’ny seho sy fofon’aina mitondra fitaka toy izao izahay vahoaka !

    Farany ity no teny atolotra anao mba andehanan’ny sainao hanakatra ny hevitra naroso : « Ny herin’ny jiro, dia ny menaka…ny fahosan’ny afo, dia ny rano… »…hoy ny teny farany tsy hay hoe : la force de la lampe, c’est le suif qu’on y brûle…la faiblesse du feu, c’est l’eau qui l’éteint »…ilay rano mandoza vokatry ny velirano tsy ampiheverana natao…

    Efa roa taona lasa, tamin’ny taona 2019 ny antso no efa natao, porofon’izany ireto horonantsary sy feo ireto…fa taiza ianao tamin’izany ?

  • 25 septembre 2021 à 12:01 | RAVELO (#802)

    manao ahoana daholo,
    Angaha mbola ao hono io bandy io ?
    Izao sisa ny nihafarahanareo ry isandra ô ! manao présence foysiny sisa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS